Fanampiana amin’ny fandalinana
Takela-bolamena


Takela-bolamena

Rakitsoratra nosoratana tamin’ny takela-bolamena. Milaza ny tantaran’ny riba roa lehibe teo amin’ny kaontinanta Amerikana izany. Nadika sy navoakan’i Joseph Smith ho boky ny ampahany tamin’ireo takelaka ireo. Io dikanteny io no atao hoe ny Bokin’i Môrmôna (Ho fampahalalana misimisy kokoa, dia jereo ny “Teny fanolorana” sy ny “Ny Tenivavolombelon’ny Mpaminany Joseph Smith” ao amin’ny Bokin’i Môrmôna).