Fanampiana amin’ny fandalinana
Filankevitra Avo


Filankevitra Avo

Filankevitry ny mpisorona avo roa ambin’ny folo.

Tamin’ny fotoana niandohan’ny Fiangonana naverina ho amin’ny laoniny, ny teny hoe filankevitra avo dia nanondro vondrom-pitondrana roa: (1) ny Kôlejin’ny Apôstôly Roa ambin’ny folon’ny Fiangonana (F&F 107:33, 38) ary (2) ny filankevitra avo manompo any anivon’ny tsatòka tsirairay (F&F 102; 107:36).