Tany izay ampanantenain’ny Tompo mba ho lova ho an’ireo mpanaraka mahatoky Azy, ary matetika koa an’ny taranak’izy ireo. Misy maro ny tany nampanantenaina. I Amerika matetika no lazaina amin’ny hoe tany nampanantenaina ao amin’ny Bokin’i Môrmôna.
Ny taranakao no homeko ity tany ity, Gen. 12:7 (Abr. 2:19 ).
Homeko anao sy ny taranakao ny tany Kanana, Gen. 17:8 (Gen. 28:13 ).
Namaritra ny sisin-tanin’i Isiraely tao Kanana i Mosesy, Nom. 34:1–12 (Nom. 27:12 ).
Hoentina mankany amin’ny tany nampanantenaina ianao, 1 Ne. 2:20 (1 Ne. 5:5 ).
Mitondra ny marina mankamin’ny tany sarobidy ny Tompo, 1 Ne. 17:38 .
Hiroborobo ao amin’ny tany nampanantenaina ny taranak’i Lehia raha mitandrina ny didin’ Andriamanitra, 2 Ne. 1:5–9 .
Hiverina any amin’ny tany nampanantenaina azy ny Isiraely, 2 Ne. 24:1–2 (Isa. 14:1–2 ).
Na zovy na zovy firenena hizaka ity tany nampanantenaina ity, dia hanompo an’ Andriamanitra izy, na hofaohana, Ete. 2:9–12 .
Koa ity no tanin’ny fampanantenana sy toeran’ny tanànan’i Ziona, F&F 57:2 .
I Joda dia hanomboka hiverina amin’ny tanin’i Abrahama, F&F 109:64 .