Fanampiana amin’ny fandalinana
Sinay, Tendrombohitra


Sinay, Tendrombohitra

Tendrombohitra ao amin’ny saikinosin’i Sinay izay teo akaikiny no nilasian’i Mosesy sy ny Isiraelita nandritra ny telo volana taorian’ny nivoahany an’i Egypta. Antsoina koa hoe Tendrombohitra Horeba izany (Eks. 3:1). Teo no nanomezan’ Andriamanitra ny lalàny an’i Mosesy sy ny mpianakavin’i Isiraely; teo koa no nanorenana ny tabernakely (Eks. 19:2; 20:18; 24:12; 32:15).