Fanampiana amin’ny fandalinana
Olona


Olona

Enti-manambara ny olombelona rehetra na lahy na vavy. Ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra dia fanahy zanaky ny Ray any an-danitra ara-bakiteny. Mandray vatana nofo mety maty izy ireo rehefa teraka eto an-tany. Nohariana araka ny endrik’ Andriamanitra ireo vatana ireo (Gen. 1:26–27). Ireo lehilahy sy vehivavy izay mahatoky amin’ny fandraisana ireo ôrdônansy tsy azo ialàna, mitandrina ireo fanekempihavanana nataony ary mankatò ny didin’ Andriamanitra dia hiditra ao amin’ny fisandratany sy ho tonga tahaka an’ Andriamanitra.

Olona, fanahy zanaky ny Ray any an-danitra

Olona, manan-kery ho tonga tahaka ny Ray any an-danitra