Fanampiana amin’ny fandalinana
Voaly


Voaly

Teny ampiasaina ao amin’ny soratra masina izay midika ho (1) zavatra enti-mampisaraka ireo toeran-tsamihafa ao amin’ny tabernakely na tempoly, (2) tandindon’ny fisarahan’ Andriamanitra sy ny olona, (3) voaly manify entin’ny olona anaronana ny tarehiny na ny lohany, na (4) fanadinoana napetrak’ Andriamanitra, izay misakana ny fahatsiarovan’ny olona mikasika ny fiainana talohan’ny nahaterahana.