Fanampiana amin’ny fandalinana
Golgota


Golgota

“Karandoha” no hevitry ny teny hoe Golgota amin’ny fiteny Aramaika. Izany no anaran’ny toerana izay nanomboana an’i Kristy (Mat. 27:33; Mar. 15:22; Jao. 19:17). Ny anaran’izany toerana izany amin’ny teny Latina dia Kalvaria (Lio. 23:33).