Fanampiana amin’ny fandalinana
Soratra Masina Ankatoavin’ny Fiangonana


Soratra Masina Ankatoavin’ny Fiangonana

Fitambaran’ireo boky masina ekena sy ankatoavin’ny Fiangonana. Ho an’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany, ireo boky ekena sy ankatoavin’ny Fiangonana dia ahitana ny Testamenta Taloha sy Vaovao; ny Bokin’i Môrmôna; ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana; ny Voahangy Lafo Vidy.