Fanampiana amin’ny fandalinana
Fahasambarana


Fahasambarana

Fampianarana mifampitohitohy izay nomen’i Jesoa ao amin’ny Toriteny teo an-tendrombohitra ka manoritsoritra ny toe-panahy ambony sy mendrika (Mat. 5:3–12; Lio. 6:20–23). Voarindra ireo Fahasambarana ka ny lahateny tsirairay dia mifototra amin’izay nialoha azy. Ny lahatsoratra feno sy mazava kokoa momba ireo Fahasambarana dia hita ao amin’ny 3 Nefia 12.