Fanampiana amin’ny fandalinana
Mpiambina


Mpiambina

Malina, manao andry maso. Ny olona izay miambina sy mankatò dia vonona sy voaomana. Ny mpiambina dia mpitondra izay antsoin’ireo solontenan’ny Tompo hanana andraikitra manokana ho an’ny tombontsoan’ny hafa. Ireo izay antsoina ho mpitondra dia manana andraikitra manokana ho mpiambina ny sisa tavela amin’izao tontolo izao koa.