Fanampiana amin’ny fandalinana
Metosela


Metosela

Zanakalahin’i Enoka ao amin’ny Testamenta Taloha. Niaina 969 taona i Metosela (Gen. 5:21–27; Lio. 3:37; Mos. 8:7). Izy no ilay mpaminany marin-toetra nijanona teto an-tany rehefa nakarina ho any an-danitra ny tanànan’i Enoka. Nijanona teto an-tany izy hanome taranaka izay nivoahan’i Noa (Mos. 8:3–4).