Fanampiana amin’ny fandalinana
Saro-piaro


Saro-piaro

Araka ny ampiasana azy ao amin’ny soratra masina, ny teny hoe saro-piaro dia manana heviny roa: (1) Olona mafana fo ka sarotiny sady latsa-paka ny fitiavany olona na zavatra ary (2) ny mialona olona na ny miahiahy ny mety hahazoan’ny hafa tombony amin’ny tena.

Mafana fo

Mialona na miahiahy