Fanampiana amin’ny fandalinana
Fanasana


Fanasana

Manadio ny vatana na ny fanahy. An’ohatra, ny olona izay mibebaka dia afaka ho voadio amin’ny fiainana vesaran’ny fahotana sy ny vokany amin’ny alalan’ny sorona fanavotan’i Jesoa Kristy. Ny fanasana sasany tanterahina eo ambanin’ny fahefan’ny fisoronana dia miasa ho ôrdônansy masina.