Ny soratra masina
Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 120


Fizarana 120

Fanambarana nomena tamin’ny alalan’i Joseph Smith Mpaminany tao Far West, Missouri, ny 8 jolay 1838, mampahafantatra ny fandaminana ireo fananana handoavana fahafolonkarena toy ny voalaza ao amin’ny fanambarana teo aloha, dia ny fizarana 119.

1 Toy izao marina tokoa no lazain’ny Tompo: efa tonga ankehitriny ny fotoana izay handaminana aizany amin’ny alalan’ny filankevitra izay ahitana ny Fiadidiana Voalohan’ny Fiangonako sy ny eveka mbamin’ny filankeviny ary ny filankevitro avo; ary amin’ny alalan’ny feoko ho azy ireo, hoy ny Tompo. Izany tokoa. Amena.

      • IH fahafolonkarena.