Fanampiana amin’ny fandalinana
Fitsaohana


Fitsaohana

Fitiavana, fanajana, fanompoana ary fahafoizan-tena ho an’ Andriamanitra (F&F 20:19). Ny fitsaohana dia ahitana vavaka, fifadian-kanina, fanompoam-pivavahana, fandraisana anjara amin’ny ôrdônansin’ny filazantsara, ary ireo fanao hafa izay mampiseho fahafoizan-tena sy fitiavana an’ Andriamanitra.