Fanampiana amin’ny fandalinana
Fijoroana ho Vavolombelona


Fijoroana ho Vavolombelona

Fahalalana sy fijoroana ho vavolombelona ara-panahy omen’ny Fanahy Masina. Ny fijoroana ho vavolombelona dia mety koa ho fanambarana ôfisialy na ara-dalàna momba izay heverin’ny olona iray ho fahamarinana (F&F 102:26).