Fanampiana amin’ny fandalinana
Fanamasinana


Fanamasinana

Ny dingana hahatongavana amin’ny fahafahana amin’ny fahotana, ho madio, ho tsisy pentina ary ho masina amin’ny alalan’ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy (Mos. 6:59–60).