Fanampiana amin’ny fandalinana
Misterin’ Andriamanitra


Misterin’ Andriamanitra

Ny misterin’ Andriamanitra dia ireo fahamarinana ara-panahy tsy hay fantarina afa-tsy amin’ny alalan’ny fanambarana. Mamboraka ireo misteriny amin’ireo izay mankatò ny filazantsara Andriamanitra. Mbola hambara ny misterin’ Andriamanitra sasany.