Fanampiana amin’ny fandalinana
Famindram-po


Famindram-po

Fanahin’ny fangorahana, lemim-panahy ary famelan-keloka. Ny famindram-po dia iray amin’ny toetran’ Andriamanitra. Manolotra famindram-po amintsika i Jesoa Kristy amin’ny alalan’ny sorompanavotana.