Fanampiana amin’ny fandalinana
Filazantsara


Filazantsara

Drafitry ny famonjen’ Andriamanitra, azo tanterahina amin’ny alalan’ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy. Tafiditra ao amin’ny filazantsara ny fahamarinana na ny lalàna mandrakizay, ireo fanekempihavanana sy ôrdônansy ilaina ho an’ny olombelona mba hiverenana eo anatrehan’ Andriamanitra. Naverin’ Andriamanitra indray teto an-tany tamin’ny alalan’i Joseph Smith Mpaminany ny fahafenoan’ny filazantsara tamin’ny taonjato faha 19.