Torolalana handrindrana ny taom-pianarana ho an’ireo mpampianatra mpianatra manaraka fandaharam-pianarana any an-trano
Ity boky torolalana ity dia misy lesona 32 ho an’ny fandaharam-pianarana any an-trano izay mifanaraka amin’ireo fizarana 32 ao amin’ny Testamenta Vaovao: Boky fandalinana ho an’ny mpianatra seminera manaraka ny fandaharam-pianarana any an-trano. Azo antoka fa mila manao drafitra hanampy fotoam-pianarana efatra ianareo mba hahafahana manatanteraka sy mamerina mijery ireo fitsapam-pahaizana takina, ka hanome fitambarana fotoam-pianarana 36 izany. Azonao atao ny mampifanaraka ny lesona sy ny fandrindrana amin’ny isan’ny herinandro izay ampianaranao ny kilasinao, raha ilaina.
|
Fizarana |
Lesona ho an’ny fandaharam-pianaran’ny mpianatra any an-trano |
|---|---|
|
Fizarana 1 |
Andro 1:Ny Drafitry ny Famonjena Andro 2:Ny andraikitry ny mpianatra Andro 3:Fandalinana ny Soratra Masina Andro 4:Fampahafantarana sy sahan-kevitry ny Testamenta Vaovao Lesona ataon’ny mpampianatra: Ny Drafitry ny Famonjena–Fampahafantarana sy sahan-kevitry ny Testamenta Vaovao |
|
Fizarana 2 |
Andro 1: Matio 1–2 Andro 2: Matio 3 Andro 3: Matio 4 Andro 4: Matio 5 Lesona ataon’ny mpampianatra: Matio 1–5 |
|
Fizarana 3 |
Andro 1: Matio 6–7 Andro 2: Matio 8–10 Andro 3: Matio 11–12 Andro 4: Matio 13:1–23 Lesona ataon’ny mpampianatra: Matio 6:1–13:23 |
|
Fizarana 4 |
Andro 1: Matio 13:24–58 Andro 2: Matio 14 Andro 3: Matio 15 Andro 4: Matio 16–17 Lesona ataon’ny mpampianatra: Matio 13:24–17:27 |
|
Fizarana 5 |
Andro 1: Matio 18–20 Andro 2: Matio 21:1–16 Andro 3: Matio 21:17–22:14 Andro 4: Matio 22:15–46 Lesona ataon’ny mpampianatra: Matio 18–22 |
|
Fizarana 6 |
Andro 1: Matio 23 Andro 2: Joseph Smith—Matio; Matio 24 Andro 3: Matio 25 Andro 4: Matio 26:1–30 Lesona ataon’ny mpampianatra: Matio 23:1-26:30 |
|
Fizarana 7 |
Andro 1: Matio 26:31–75 Andro 2: Matio 27–28 Andro 3: Marka 1 Andro 4: Marka 2–3 Lesona ataon’ny mpampianatra: Matio 26:31–Marka 3:35 |
|
Fizarana 8 |
Andro 1: Marka 4–5 Andro 2: Marka 6–8 Andro 3: Marka 9:1–29 Andro 4: Marka 9:30–50 Lesona ataon’ny mpampianatra: Marka 4–9 |
|
Fizarana 9 |
Andro 1: Marka 10–16 Andro 2: Lioka 1 Andro 3: Lioka 2 Andro 4: Lioka 3–4 Lesona ataon’ny mpampianatra: Marka 10–Lioka 4 |
|
Fizarana 10 |
Andro 1: Lioka 5 Andro 2: Lioka 6:1–7:18 Andro 3: Lioka 7:18–50 Andro 4: Lioka 8:1–10:37 Lesona ataon’ny mpampianatra: Matio 5:1–10:37 |
|
Fizarana 11 |
Andro 1: Lioka 10:38–12:59 Andro 2: Lioka 13–15 Andro 3: Lioka 16 Andro 4: Lioka 17 Lesona ataon’ny mpampianatra: Lioka 10:38–17:37 |
|
Fizarana 12 |
Andro 1: Lioka 18–21 Andro 2: Lioka 22 Andro 3: Lioka 23–24 Andro 4: Jaona 1 Lesona ataon’ny mpampianatra: Lioka 18–Jaona 1 |
|
Fizarana 13 |
Andro 1: Jaona 2 Andro 2: Jaona 3 Andro 3: Jaona 4 Andro 4: Jaona 5–6 Lesona ataon’ny mpampianatra: Jaona 2–6 |
|
Fizarana 14 |
Andro 1: Jaona 7 Andro 2: Jaona 8 Andro 3: Jaona 9 Andro 4: Jaona 10 Lesona ataon’ny mpampianatra: Jaona 7–10 |
|
Fizarana 15 |
Andro 1: Jaona 11 Andro 2: Jaona 12 Andro 3: Jaona 13 Andro 4: Jaona 14–15 Lesona ataon’ny mpampianatra: Jaona 11–15 |
|
Fizarana 16 |
Andro 1: Jaona 16 Andro 2: Jaona 17 Andro 3: Jaona 18–19 Andro 4: Jaona 20–21 Lesona ataon’ny mpampianatra: Jaona 16–21 |
|
Fotoam-pianarana tokony hanatanterahana ny “Fitsapam-pahaizana momba ny Testamenta Vaovao ho an’ny Matio–Jaona”) | |
|
Fotoam-pianarana tokony hanitsiana ny “Fitsapam-pahaizana momba ny Testamenta Vaovao ho an’ny Matio–Jaona”) | |
|
Fizarana 17 |
Andro 1: Asan’ny Apostoly 1:1–8 Andro 2: Asan’ny Apostoly 1:9–26 Andro 3: Asan’ny Apostoly 2 Andro 4: Asan’ny Apostoly 3–5 Lesona ataon’ny mpampianatra: Asan’ny Apostoly 1–5 |
|
Fizarana 18 |
Andro 1: Asan’ny Apostoly 6–7 Andro 2: Asan’ny Apostoly 8 Andro 3: Asan’ny Apostoly 9 Andro 4: Asan’ny Apostoly 10–12 Lesona ataon’ny mpampianatra: Asan’ny Apostoly 6–12 |
|
Fizarana 19 |
Andro 1: Asan’ny Apostoly 13–14 Andro 2: Asan’ny Apostoly 15 Andro 3: Asan’ny Apostoly 16–17 Andro 4: Asan’ny Apostoly 18–19 Lesona ataon’ny mpampianatra Asan’ny Apostoly 13–19 |
|
Fizarana 20 |
Andro 1: Asan’ny Apostoly 20–22 Andro 2: Asan’ny Apostoly 23–28 Andro 3: Romana 1–3 Andro 4: Romana 4–7 Lesona ataon’ny mpampianatra: Asan’ny Apostoly 20–Romana 7 |
|
Fizarana 21 |
Andro 1: Romana 8–11 Andro 2: Romana 12–16 Andro 3: 1 Korintiana 1–2 Andro 4: 1 Korintiana 3–6 Lesona ataon’ny mpampianatra: Romana 8–1 Korintiana 6 |
|
Fizarana 22 |
Andro 1: 1 Korintiana 7–8 Andro 2: 1 Korintiana 9–10 Andro 3: 1 Korintiana 11 Andro 4: 1 Korintiana 12–14 Lesona ataon’ny mpampianatra: 1 Korintiana 7–14 |
|
Fizarana 23 |
Andro 1: 1 Korintiana 15:1–29 Andro 2: 1 Korintiana 15:30–16:24 Andro 3: 2 Korintiana 1–3 Andro 4: 2 Korintiana 4–7 Lesona ataon’ny mpampianatra: 1 Korintiana 15–2 Korintiana 7 |
|
Fizarana 24 |
Andro 1: 2 Korintiana 8–9 Andro 2: 2 Korintiana 10–13 Andro 3: Galatiana Andro 4: Efesiana 1 Lesona ataon’ny mpampianatra: 2 Korintiana 8–Efesiana 1 |
|
Fizarana 25 |
Andro 1: Efesiana 2–3 Andro 2: Efesiana 4–6 Andro 3: Filipiana 1–3 Andro 4: Filipiana 4 Lesona ataon’ny mpampianatra: Efesiana 2–Filipiana 4 |
|
Fizarana 26 |
Andro 1: Kolosiana Andro 2: 1 Tesaloniana Andro 3: 2 Tesaloniana Andro 4: 1 Timoty Lesona ataon’ny mpampianatra: Kolosiana–1 Timoty |
|
Fizarana 27 |
Andro 1: 2 Timoty Andro 2: Titosy Andro 3: Filemona Andro 4: Hebreo 1–4 Lesona ataon’ny mpampianatra: 2 Timoty 1–Hebreo 4 |
|
Fizarana 28 |
Andro 1: Hebreo 5–6 Andro 2: Hebreo 7–10 Andro 3: Hebreo 11 Andro 4: Hebreo 12–Jakoba 1 Lesona ataon’ny mpampianatra: Hebreo 5–Jakoba 1 |
|
Fizarana 29 |
Andro 1: Jakoba 2–3 Andro 2: Jakoba 4–5 Andro 3: 1 Petera 1–2 Andro 4: 1 Petera 3–5 Lesona ataon’ny mpampianatra: Jakoba 2–1 Petera 5 |
|
Fizarana 30 |
Andro 1: 2 Petera Andro 2: 1 Jaona Andro 3: 2 Jaona–3 Jaona Andro 4: Joda Lesona ataon’ny mpampianatra: 2 Petera–Joda |
|
Fizarana 31 |
Andro 1: Apokalypsy 1–3 Andro 2: Apokalypsy 4–5 Andro 3: Apokalyspy 6–7 Andro 4: Apokalypsy 8–11 Lesona ataon’ny mpampianatra: Apokalypsy 1–11 |
|
Fizarana 32 |
Andro 1: Apokalypsy 12–13 Andro 2: Apokalypsy 14–16 Andro 3: Apokalypsy 17–19 Andro 4: Apokalypsy 20–22 Lesona ataon’ny mpampianatra: Apokalypsy 12–22 |
|
Fotoam-pianarana tokony hanatanterahana ny “Fitsapam-pahaizana momba ny Testamenta Vaovao ho an’ny Asan’ny Apostoly–Apokalypsy” | |
|
Fotoam-pianarana tokony hanitsiana ny “Fitsapam-pahaizana momba ny Testamenta Vaovao ho an’ny Asan’ny Apostoly–Apokalypsy” | |