Testamenta Vaovao
Boky torolalana ho an’ny mpampianatra seminera
Navoakan’
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah
Ho raisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Mba alefaso izany, miaraka amin’ireo zavatra diso, ao amin’ny:
Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services
50 E. North Temple St., Floor 8
Salt Lake City, Utah 84150-0008
USA
Email: ces-manuals@ldschurch.org
Soraty ao azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy sy ny tsatòka misy anao.
Aza adino ny manoratra ny lohatenin’ilay boky torolalana rehefa manome ny fanamarihana ataonao ianao.
2016 an’ny Intellectual Reserve, Inc.
Zo Rehetra Voatokana.
Natonta tany Etazonia
Version 2, 6/16
Fankatoavana ny tamin’ny teny Anglisy: 2/15
Fankatoavana ny Fandikana: 2/15
Fandikana ny New Testament Seminary Teacher Manual
Malagasy
12339 654