Testamenta Vaovao: Boky fandalinana ho an’ny mpianatra seminera manaraka ny fandaharam-pianarana any an-trano
Navoakan’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah
Ho raisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Azafady alefaso amin’ity adiresy ity izany:
Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services
50 East North Temple Street
Salt Lake City, UT 84150-0008 USA
Email: ces-manuals@ldschurch.org
Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy ary ny tsatòka misy anao. Aza adino ny manome mazava ny lohatenin’ilay boky. Dia omeo avy eo ny fanamarihana avy aminao.
2016 an’ny Intellectual Reserve, Inc.
Zo rehetra voatokana.
Natonta tany Etazonia
Fandikan-teny 2, 8/16
Fankatoavana ny tamin’ny teny Anglisy: 2/15
Fankatoavana ny fandikana 2/15
Fandikana ny
New Testament Study Guide for Home-Study Seminary Students
Malagasy
12340 654