Seminera
pejin-dohateny


Fotopampianarana sy Fanekempihavanana sy Tantaran’ny Fiangonana: Boky Torolalana ho an’ny Mpampianatra Seminera

Navoakan’
Ny Fiangonan’ i Jesoa Kristy ho an’ ny Olomasin’ ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah

Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Alefaso amin’ity adiresy manaraka ity izany miaraka amin’ireo fahadisoana:

Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services

50 East North Temple Street

Salt Lake City, Utah 84150-0008

USA

Email: ces-manuals@ldschurch.org

Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy sy ny tsatòka misy anao.

Aza hadinoina ny manome mazava ny lohatenin’ilay boky. Avy eo dia zarao ny fanamarihana avy aminao.

Azon’ny olona atao ny manonta ity boky ity raha ampiasainy ho an’ny tenany manokana sy tsy hitadiavam-bola (tafiditra ao anatin’izany ny fampiasany izany amin’ny antsony na ny andraikitra nomena azy ao amin’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany). Raha hampiasa izany amin’ny fomba hafa dia mangataha lalana ao amin’ny permissions.lds.org