Seminera
Rindran-damina Famakiana ny Soratra Masina


Rindran-damin’ny famakiana ny soratra masina

Manampy amin’ny fanatanterahana ny Tanjon’ny Seminera sy Institiota fianarana ny filazantsara isika rehefa mamporisika ireo mpianatra mba (1) hamaky sy handalina ny soratra masina isan’andro ary (2) hamaky ny soratra masina ao anatin’ny fandaharam-pianarana. Azonao atao ny manome tabilao ho an’ireo mpianatra tahaka ireo aseho etsy ambany mba hanampiana azy ireo hanaraka ny fivoaran’izy ireo. Raha toa ianao te hanao tatitra mikasika ny famakian’ireo mpianatra soratra masina isan’andro dia araho ireo toromarika ao amin’ny Toromarika mikasika ny fanaovana tatitra ny famakiana soratra masina. Karohy ao amin’ny si.lds.org ireo toromarika ireo amin’ny fampiasana ny teny hoe “toromarika mikasika ny fanaovana tatitra ny famakiana soratra masina (scripture reading reporting instructions.)”

Sary
Rindran-damin’ny famakiana ny soratra masina