Avia, hanaraka Ahy
Tovana E: Sosokevitra ho an’ny hira ho an’ny Fianakaviana


“Tovana E: Hira aroso mba hohirain’ny fianakaviana” Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny isam-batan’olona sy ny fianakaviana: Bokin’i Môrmôna 2020 (2020)

“Tovana E,” Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny isam-batan’olona sy ny fianakaviana: 2020

Tovana E

Hira aroso mba hohirain’ny fianakaviana

Azon’ny fianakaviana atao ny misafidy ny hampiasa ireto hira ao amin’ny fihirana sy hiran’ny ankizy manaraka ireto mandritra ny fandalinan’ny mpianakavy ny soratra masina na ny takarivan’ny mpianakavy mba hanohanana ny fotopampianarana ampianarina ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Hohirain’ny ankizy mandritra ny kilasin’ny Kilongany sy ny fotoana fihirana ny maro amin’ireo hira ireo.

Janoary

Febroary

Martsa

Aprily

Mey

Jona

Jolay

Aogositra

Septambra

Ôktôbra

Nôvambra

Desambra