Hira
Hitory maneran-tany (Tafik’i Helamàna)


92

Hitory maneran-tany

Tafik’i Helamàna

Feno fahavononana

1. Isika no toa an’ i Nefia,

fa tsara nyolona nipoirantsika.

Ary izy ireo nanoro ihany koa

f(a)isika dia tokony hankatò.

[Chorus]

Toy ilay tafik’i Helamàna,

niomana, vonona hatrany,

isika koa dia ho misiônera,

hitory manerantany.

2. Am(i)n’izao andro faran(y)izao,

natao hanompo erampo ’zaho syianao.

Miantso antsika ny mpaminany

hitory raha mendrika hoamin’izany.

[Chorus]

Toy ilay tafik’i Helamàna,

niomana, vonona hatrany,

isika koa dia ho misiônera,

hitory manerantany.

3. Noho ’lay drafitra fantatsika,

milofo mianatra hatrany isika.

Ary isan’andro hiasa ampinoana

ka dia ho vonona rehefa antsoina.

[Chorus]

Toy ilay tafik’i Helamàna,

niomana, vonona hatrany,

isika koa dia ho misiônera,

hitory manerantany.

Hitory manerantany.

Tonony sy feony: Janice Kapp Perry, ter. 1938

© 1983 an’i Janice Kapp Perry. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.

1 Nefia 1:1

Almà 53:18–22

Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 4:2–4