Hira
Kanto izao tontolo izao


122

Kanto izao tontolo izao

Amim-pifaliana

1. Endrey ‘zany hakanton’ilay ‘zao tontolo izao.

Mitondra hafatra mamy ery ny zavaboary ao.

[Chorus]

Hiraiko, hiraiko, hiraiko,

hiraiko ‘lay hiram-pifaliana.

Hiraiko, hiraiko, hiraiko,

hiraiko ny fisaorako ny Ray.

2. Endrey ‘zany hakanton’ilay ‘zao tontolo-izao.

Satria tia ahy ny mpanabe ary ray sy reny ao.

[Chorus]

Hiraiko, hiraiko, hiraiko,

hiraiko ‘lay hiram-pifaliana.

Hiraiko, hiraiko, hiraiko,

hiraiko ny fisaorako ny Ray.

Tonony: Anna Johnson, 1892–1979. © 1962 IRI

Feony: Alexander Schreiner, 1901–1987. © 1962 IRI

Salamo 100:1–2