Hira
Velon-kira ny ankizy mpamaky lay


137

Velon-kira ny ankizy mpamaky lay

Falifaly

Ny ankizy mpamaky lay dia velon-kira ery.

Hira no namenoan’izy (i)reo ny diany lavitra.

Niasa re dia nilalao,

nanao madio toy izao.

Ny Alahady (i)ndray ry zareo, nivavaka, nitsahatra.

Tonony sy feony: Elizabeth Fetzer Bates, 1909–1999. © 1957 IRI