117
Kotsan’ny orana avokoa
Atao malefaka
Kotsan’ ny orana* avokoa,
na ny trano, na ny loha,
ary koa ny orona,
tanana sy tongotra.
*Andian-teny azo anoloana azy:
Main’ny andro
Tsofin-drivotra
Feno ravina
Feno havandra
Tonony sy feony: Moiselle Renstrom, 1889–1956
Nalaina tao amin’ny Merrily We Sing, © 1948, 1975 Pioneer Music Press, Inc. (Jackman Music Corporation). Nahazoana lalana. Ity hira ity dia azo adika raha ampiasaina ao am-piangonana na ao an-tokantrano ka tsy atao itadiavam-bola.