Hira
Lokon’ny Kilonga


131

Lokon’ny Kilonga

Amim-pifaliana

Ny mena sy mavo ary manga no—

Lokon’ny Kilonga.

‘Zay manana hafatra tsara izay.

Natao ho anao sy ho ahy!

Mena dia risipo hanao ny tsara.

Mavo dia fanompoana lalandava.

Manga dia fahamarinana hatrany.

Ho faly isika ka ataovy izany.

Tonony sy feony: Marzelle Mangum, 1914–2003. Fandrindrana © 1989 IRI

(Courage) Deoteronomia 31:6

(Service) Môsià 2:17

(Truth) Efesiana 4:25