Hira
Aoka ho marina hatrany ianao


81

Aoka ho marina hatrany ianao

Feno hery

Hoy ny mpaminany aminao

hoe: “Aoka ho marina

hatrany ianao.”

Rehefa miasa

na milalao,

dia aoka ho marina

hatrany ianao.

Tonony sy feony: Joseph Ballantyne, 1868–1944

Deoteronomia 6:18

Almà 53:20–21