Hira
Tovolahy vonona


88

Tovolahy vonona

Amim-pahasahiana

Na dia zazalahy kely aho,

mbola ho lehilahy lehibe.

Raha toa ka miomana aho, madio ny saina, fanahy,

dia ho mpihazona ny fisoronan’ ny Ray.

Dia hivonona hatrany

aho sy hanompo dieny izao.

Ka ny soratra masina no ho fiadiako.

Dia ho tovolahy vonona aho.

Dia ho tovolahy vonona aho.

Tonony sy feony: Daniel Lyman Carter, ter. 1955. © 1981 IRI

Môrmôna 1:2, 15

Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 4:5

1 Timoty 4:12