Hira
Hihaino hatrany aho


71

Hihaino hatrany aho

Falifaly

1. Rehefa miantso I Neny,

Hiaino hatrany aho.

‘Zay tsara indrindra no

hataoko isan’ andro izao.

2. Rehefa miantso I Dada

Hihaino hatrany aho.

‘Zay tsara indrindra no

hataoko isan’ andro izao.

3. Tia sy manome soa,

‘Lay Ray ambony ao.

‘Zay tsara indrindra no

hataoko isan’ andro izao.

Feo fanampiny azo hiraina
Hi-haino ha-trany aho. Hi-haino ha-trany aho. (ets.)

Tonony: Thelma J. Harrison, 1906–1991

Feony: Hira tsotra avy amin’ny vakodrazana rosianina.

Ostinato: Patricia Haglund Nielsen, 1936–2009

Tonony © 1969 IRI. Ostinato © 1986 an’ny Sonos Music Resource. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.

Kolosiana 3:20

Almà 37:35