Hira
Sahia manao izay tsara


80

Sahia manao izay tsara

Amim-pahasahiana

1. Sahia manao ‘zay tsara hatrany.

Ny andraikitrao dia natao ho anao ihany.

Am-pahazotoana mba fidio ny tsara

ka ‘reo anjely no aoka hitantara.

[Chorus]

Sahia manao ny tsara.

Sahia manao izany.

Sahia manao ny tsara hatrany.

2. Sahia manao ‘zay tsara hatrany.

‘Zay tsy mahavonjy dia aoka ho any.

Amin’ ny finoanao mijoroa

ka miadia toy ny mahery fo.

[Chorus]

Sahia manao ny tsara.

Sahia manao izany.

Sahia manao ny tsara hatrany.

Tonony: George L. Taylor, 1835–1903

Feony: William B. Bradbury, 1816–1868; narindran’i A. C. Smyth, 1840–1909

Matio 4:1–11

Efesiana 6:1