Hira
Ampianaro aho


70

Ampianaro aho

Toy ny mivavaka

Azo atao obbligato (ho an’ny andininy faha-3) amin’ny sodina na hirain’ny feo voalohany

1. (Zanaka) Atoroy ahyizaylala-mazava.

Ampianaro aho hivavaka.

Ampahafantaro nyatao hoe tsara,

Fa te handeha amin’ny hazavana.

2. (Ray aman-dreny) Ndao re hianatra ny didiny,

Mba hiverenana any Aminy.

Hahita Azy sy ho hitany,

hanohy,handeha amin’ny hazavana.

3. (Miaraka) Fisaorana ry Ray no atolotray,

Satria notarihanao izahay.

Hira nohideranay Anao re!

Faly, ravo noho ‘layhazavana.

Ity obbligato ity koa dia afaka ampiasaina miaraka amin’ilay endrika hafan’ity hira ity ao amin’ny Cantiques, lah. 195.

Tonony sy feony: Clara W. McMaster, 1904–1997. © 1958 IRI

Obbligato nataon’i Darwin Wolford, ter. 1936. © 1989 IRI

Isaia 2:5

Efesiana 5:8