Hira
Maniry hanao asa fitoriana aho


91

Maniry hanao asa fitoriana aho

Feno fanolorantena

1. Maniry hanao asa fitoriana aho

rehefa mihalehibe.

Ho vonona tokoa anie aho

hitory tahak(a) ireo misionera re.

2. Maniry aho mba ho afak(a) hizara koa

ny filazantsara rahatrizay,

ho an’ nyolondrehetr(a)izay miaina ety.

Hanompo sy hanao ny asan’ ilay Ray.

Azo atao tendren’olon-droa. Azo atao tendren’olona iray atao octave ambony ny tanana havanana, aryny tanana havia tendren’olona iray hafa atao tanan-droa.

Tonony sy feony: Newel Kay Brown, ter. 1932. © 1969 IRI

Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 133:8, 37