Hira
Raha tsapa fa ao ny fitia


76

Raha tsapa fa ao ny fitia

Amin-kitsim-po

1. Raha tsapa fa ao ny fitia

dia ao koa ny Ray Tsitoha.

Tianay ny hanaraka Azy,

ho marina sy hankatò.

2. Raha tsapa fa ao ny fitia

dia ao ‘lay Ray hajainay.

Ampianaro hivavaka izahay,

hahatoky f(a) Izy hitarika anay.

3. Ny sandry mitondra fahatoniana,

ny hira mampihetsi-po,

ilay fitia mitondra fifaliana,

no azon’izay manao soa.

4. Raha tsapa fa ao ny fitia

dia ao ‘lay Ray ‘zay maminay.

Toroy anay ny lalana izay

mankany amin’ ny Ray mandrakizay.

Tonony: Joanne Bushman Doxey, ter. 1932, sy Norma B. Smith, 1923–2010

Feony: Joanne Bushman Doxey, ter. 1932, sy Marjorie Castleton Kjar, 1927–2019

© 1972 an’i Joanne Bushman Doxey sy Marjorie Castleton Kjar. Fandrindrana © 1989 IRI. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.

Almà 13:28–29