Hira
Rehefa atao batisa aho


53

Rehefa atao batisa aho

Amim-pandinihana

1. Endrey nyha kanton’ny tany, tarafin’nyavana,

fa voasasan’ nyorana, madio sy mavana.

[Chorus]

Mba tiako raha ny fiainako nohadio tahak(a)izany.

Hiezak(a) aho hihatsara hatrany mba hoany andanitra any.

2. Rehefa atao batisa aho, voafafa ny otako.

Ka ho voavela helok(a) aho, ary hiezaka hankatò.

[Chorus]

Mba tiako raha ny fiainako nohadio tahak(a)izany.

Hiezak(a) aho hihatsara hatrany mba hoany andanitra any.

Tonony: Nita Dale Milner, 1952–2004; fanamboarana. © 1989 IRI

Feony: Nita Dale Milner, 1952–2004. © 1989 IRI

Genesisy 9:8–17

Asan’ ny Apostoly 2:38