Hira
Lazao ny ataonao raha fahavaratra


120

Lazao ny ataonao raha fahavaratra

Iainana tsara

1. Lazao ny ataonao raha fahavaratra ka maitso ny tontolo:

manjono hazandrano, sa mihaino angano ao amoron-drano ao?

[Chorus]

Raha izay no tianao, ndao hatao!

2. Lazao ny ataonao raha fahavaratra ka maitso ny tontolo:

mandeha milomano sa ao alatrano eny ambony hazo milalao?

[Chorus]

Raha izay no tianao, ndao hatao!

3. Lazao ny ataonao raha fahavaratra ka maitso ny tontolo:

mihinam-boakazo, mizaha voninkazo, mijery toeram-baovao?

[Chorus]

Raha izay no tianao, ndao hatao!

Tonony sy feony: Dorothy S. Andersen, 1927–2020.

© 1964 nataon’i Dorothy S. Andersen. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.