Hira
Miforitra avokoa


127

Miforitra avokoa

Toy ny milalao

Miforitra avokoa ny vatako

eo amin’ny tenda ka midina any ambany.

Miforitr(a)any aloha sy mankany aoriana,

raha tsy ‘zany aho dia ho tapaka avy hatrany!

Mamoròna fihetsika mifanaraka amin’ny tonony.

Tonony: Aileen Fisher, 1906–2002

Feony: Jeanne P. Lawler, 1924–2013

© 1953, © nohavaozina 1981, Aileen Fisher. Nalaina tao amin’ny Up the Windy Hill, Abelard, N.Y. Nahazoana lalana. ny fampiasana. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.