25
Tao an-tranon’omby kely
Malefaka
1. Tao an-tranon’omby kely
‘zay mahonena sy fandrian’omby,
dia nisy reny sy zazakely
nandry tambonin’ny mololo.
Ilay reny dia i Maria.
Iay zaza no Kristy.
2. Ny Ray no nanirak(a) Azy,
zaza iray maha-te ho tia,
mba hanambara sy hilaza
fomba entimifankatia.
’Zany no hiran’ny anjely,
tamin’ ny alin’ ny Noely.
Tonony sy feony: Patty Smith Hill, 1868–1946, sy Mildred Hill
Lioka 2:7, 12–14