Hira
Ry Neny tiako


107

Ry Neny tiako

Malefaka

1. Ry Neny* tiako, tiako tokoa,

ianao dia avy amin’ ny Ray Tsitoha.

Akaikinao, mihaino anao, mihira fitia no tiako hatao.

Ry Neny tiako ô! Tiako ianao.

2. Ry Neny tiako, tiako tokoa,

ampiako ianao mba ho faly kokoa.

Karakaraiko, tsy afaka an-tsaiko.

Ianao mitsiky no tena ilaiko.

Ry Neny tiako ô! Tiako ianao.

*Teny azo anoloana azy: Ry Dada

Tonony sy feony: Lorin F. Wheelwright, 1909–1987

© 1969 nataon’i Lorin F. Wheelwright. Ity hira ity dia azo adika raha ampiasaina ao am-piangonana na ao an-tokantrano ka tsy atao itadiavam-bola.