Hira
Ray ô, ampio aho


52

Ray ô, ampio aho

Resy lahatra

1. Ray ô! Ampio aho mba hahay hamela

ireo ‘zay mety ho ratsy fanahy.

[Chorus]

Ampio re aho, mba mitalaho,

hitoetra hatrany eo akaikinao.

2. Ray ô! Ampio aho mba hibebaka,

hanitsy izay rehetra tsy mety.

[Chorus]

Ampio re aho, mba mitalaho,

hitoetra hatrany eo akaikinao.

Tonony sy feony: Frances K. Taylor, 1870–1952

Lahatsoratra nampiana (andininy 2) © 1989 IRI

Lioka 23:34

Efesiana 4:32

Matio 6:14–15