Institiota
Pejin-dohateny


“Pejin-dohateny,” Fototry ny Famerenana aminʼny Laoniny: Bokinʼny mpampianatra (2019)

“Pejin-dohateny,” Fototry ny Famerenana aminʼny Laoniny: Bokinʼny mpampianatra

Ireo fototry ny famerenana amin’ny laoniny

Bokin’ny mpampianatra

Navoakan’

Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany

Salt Lake City, Utah

Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Alefaso amin’ity adiresy ity azafady ny fanamarihanao ataonao:

Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services

50 East North Temple Street, Floor 8

Salt Lake City, Utah 84150-0008

USA

Email: ces-manuals@ChurchofJesusChrist.org

Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy na sampana sy ny tsatòka na distrika misy anao. Aza adinoana ny manoratra ny lohatenin’ilay boky sy ny andiany an’ny S&I namoahana izany rehefa manome ny fanamarihana ataonao ianao.

S&I, andiany 4: 12/19

Azon’ny olona atao ny manonta ity boky ity raha ampiasainy ho an’ny tenany manokana sy tsy hitadiavam-bola (tafiditra ao anatin’izany ny fampiasany izany amin’ny antsony na ny andraikitra nomena azy ao amin’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany). Raha hampiasa izany amin’ny fomba hafa dia mangataha lalana ao amin’ny permissions.ChuchofJesusChrist.org.