2020
Nairobi, Kenya
Aprily 2020


Tafaorina eto ny Fiangonana

Nairobi, Kenya

Sary
Nairobi, Kenya

Noho ny fitohizan’ny Famerenana amin’ny laoniny dia hita manerana izao tontolo izao ny filazantsara. Ohatra iray maneho ny fitomboan’ny Fiangonana any Afrika i Kenya.

14.143

mpikambana

2

tsatòka

48

vondrom-piangonana

1

misiôna

5

ivon-toeran’ny tantaram-pianakaviana

78

isan-jaton’ny mponina no Kristianina

1979

Nisy olona voalohany avy eo an-toerana niditra ho mpikamban’ny Fiangonana.

1988

Nisy fifandian-kanina manokana natao mba hanangonam-bola ho fanampiana tanàna miisa 15 nianjadian’ny hain-tany.

2001

Naorina ny Tsatòkan’i Nairobi.

2020

Efa miasa araka ny tokony ho izy tanteraka ireo biraon’ny Vondrom-paritra ao Nairobi, izay manompo mpikambana miisa 100.000 ao amin’ireo firenena miisa 18 any Afrika afovoany.

Sary avy amin’ny Getty Images