2020
Mianatra momba ny Famerenana amin’ny laoniny
Aprily 2020


Mianatra momba ny Famerenana amin’ny laoniny

Sary
Learning about the Restoration

Mampianatra ity fianakaviana ity momba ny fomba namerenana tamin’ny laoniny ny filazantsaran’i Jesoa Kristy ireo misiônera. Tadiavo ireto zavatra eto ambany ireto izay maneho ny ampahany amin’ny Famerenana amin’ny laoniny.

Avadiho ny pejy mba hianarana misimisy kokoa momba ny Famerenana amin’ny laoniny!

  • Tenin’ny Fahendrena

  • fanasan’ny Tompo

  • asa fitoriana ny filazantsara

  • soratra masina

  • fanomezana ny Fanahy Masina

  • tempoly

  • tantaram-pianakaviana

  • fiangonana

  • fisoronana

Sary fanehoana nataon’ i Carles Marti