2020
Hevitra Tsara
Aprily 2020


Hevitra Tsara

Sary
Bright Idea

Zanaka malalan’ Andriamanitra ianao izay fantany ary tiany. Fantatr’ Andriamanitra i Joseph Smith. Marina koa izany mahakasika anao. Fantatr’ Andriamanitra ianao.

Loholona Dale G. Renlund ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo

Notsoahina avy tamin’ny “The Blessing of the Restoration for You,” Liahona, feb. 2020, 52.

Sary nataon’i Apryl Stott