2020
Tadiavo!
Aprily 2020


Zavatra mahafinaritra

Tadiavo!

Sary
Find It

Noho ny Famerenana amin’ny laoniny dia afaka mahafantatra momba ny filazantsaran’i Jesoa Kristy ny olona manerana izao tontolo izao! Firy ny tahadikan’ny Bokin’i Môrmôna hitanao? Sainam-pirenena firy no hitanao? Fanamby fanampiny: Iza no fantatrao amin’ireo saina ireo?

Sary nataon’i Karen Lewis