2016
Araho ny Mpaminany
April 2016


Ho an’ny ankizy

Araho ny Mpaminany

Miteny ho an’ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy ireo mpaminany sy apôstôly. Mampianatra antsika ny fomba hanarahana an’i Jesoa izy ireo. Araho ny lalana mba hahatongavana any amin’ireo zavatra asain’ny mpaminany sy apôstoly ataontsika.

Sary nataon’i Val Chadwick Bagley